|
|
|
|

Teny iditra1 malady vava
Singan-teny  2malady, 3vava
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5haingam-pamaly, malaky mamaly; enti-milaza koa ny zaza mbola kely dia miteny sahady. [1.1]
Tohi-kevitra  6votsa vava

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02